Firariantsoa ho an’ny Taona 2019

Miarahaba antsika rehetra, Sakaizan’ny Lalamasaka, tratr’izao taona 2019 izao. Ny famindrampon’Andriamanitra sy ny fitahiany anie hanaraka antsika rehetra mandavan’ny taona sy amin’ny taona manaraka rehetra. ho taom-pandresena ho an’izay miady sy enjehina, hovonjena ny ankohonana tsy voavonjy, hivaly ny vavaka mbola tsy azo, ho sitrana ny marary, hotahiana ny asa sy ny fianarana, « Ary Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro an’i Satana faingana...