novembre 2019

Ny fomba hahavoavonjy

1— Minoa izay lazain’ Andriamanitra ny aminao : ‘ Fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin’ Andriamanitra ». Rom. 3 : 23. 2 — Minoa izay lazain’ Andriamanitra ny amin’ ny fahota­nao. « Fa fahafatesana no tambin’ ny ota ». Rom. 6 : 23. 3 — Mino Ilay hany Tokana nanao asa fisoloana ny otanao : Jesosy Kristy...

Ny Didy lehibe indrindra

Ny didy lehibe indrindra nomen’ i Jesosy ny mpanaraka azy mialoha kelin’ny hiakarany any an-danitra dia izao : « Miandrasa mandra-panafiana anareo amin’ ny hery avy any ambony, ary MANDEHANA ANY AMIN’ IZAO TONTOLO IANAREO, KA MITORIA NY FILA­ZANTSARA AMIN’ NY OLOMBELONA REHETRA ». Io asa io dia ho an ny zanak’Andriamanitra tsirairay avy… Ary isika rehetra tokony hiasa ny asa mandra-pijinja ny vokatra manerana izao tontolo izao....

Ny Kristiana dia Epistilin’i Kristy

Vakian’ ny hafa ny fiainanao. Tsy afa-mivelona amin’ity fiainana ity isika ka tsy ho hitan’ olona ; Eny, ny sasany aza manahaka antsika sy manaraka ny diantsika. Isan’ andro ny fiainantsika dia voarakitra ao an-tsain’ ny olona, ary voasoratra fa « Isika no episti­lin’ i Kristy ». II Kor. 3 : 3. Koa ny famakian’ ny olona ny fiainan­tsika dia midika ho...

Misy marina ny Helo

Nitory teny Sr Daoud indray andro, « Misy marina ny Helo » no lohateny. Nitantara izy fa nisy fikambanana ingénieur minier rosiana tarihin’ingahy Azzacov, nandavaka tany ambanin’ny tany. Rehefa nahalavaka tany amin’ny 14,4km izy ireo dia nisy fitrangan-javatra mahatsiravina. Nihanafana ny fanambanin’ny tany, ary nanomboka naheno feo sy hiaka mahatsiravina izy ireo. Rehefa tsy zakan’izy ireo ny fihainoana izany dia nanapa-kevitra fa...

Fahagagana sy misiona – 008

FIZARANA Faharoa PÔRTÔ RIKÔ … tohiny Fajardo sy ny mponina maro ao Miasa any amin’ireny toerana fanodinana sigara ireny ny ankamaroan’ny mponina ao Fajardo, ny sasany miasa manapaka fary any an-tsaha, ao Pôrtô Rikô ihany, manomboka amin’ny 5ora maraina hatramin’ny 2 ora tolakandro. Mandeha tongotra lavitra be avy eo, nefa tonga an’arivony ihany izy ireo mba handre ny Filazantsaran’ i...