Fahagagana sy Misiona – 002

FIZARANA Voalohany IREO NOSY Herim-po sy ireo asa lehibe Nentina tany Amerika ny vondrona tovolahy pôrtôrikana maro tamin’ny taona 1945 mba hanao fiofanana ao amin’ny tafika. Zara raha mahay miteny anglisy kely ny ankamaroan’izy ireo. Nalahelo ny fianakaviany sy ny nosiny izy ireo, satria nitoetra tany amin’ny toerana hafahafa sy teo anivon’ny olona maro izay tsy hainy akory ny fiteniny....