Aoka hanetry tena Sis Daoud, Jesosy Mamonjy Ankorondrano

Tandremo ny teny foana atao amin’ny hafa. Fehezo ny lelanao. Aoka halemy fanahy ary samy hanao ny namany ho ambony noho ny tenany, hilaza ny zavatra mampandroso.

Dieny mbola kely ny ankizy dia ampianaro fa Andriamanitra dia tia ny olona rehetra.