Filazana

Mitady Traducteurs

0 Ny Site Lalamasaka Hatry ny Ela dia mitady olona tsara sitrapo hanao traducteur en ligne (lahatsoratra amin’ny teny malagasy avadika teny anglisy; na anglisy sy frantsay avadika teny malagasy). Koa raha  terem-panahy ianao ka afaka hanome tanana dia iangaviana handefa ny numero téléphone sy adiresy mail-nao aty aminay na hiantso avy hatrany ny administrateur. Misaotra mialoha amin’ny tolo-tanana, Jereo Menu-Hifandray...

Mijoroa vavolombelona

0 Raha manana fijoroana vavolombelona ianao dia azonao atao ny manome voninahitra ny Tompo eto amin’ny Site hampaherezana ny namana rehetra. mankanesa eo amin’ny Menu-Hijoro vavolombelona 0

Localisation Satellite des Eglises Jesosy Mamonjy

0 Eo am-panaovana Mise à jour tsikelikely izahay mba hahitana avy hatrany ny Fiangonana Jesosy Mamonjy rehetra amin’ny alalan’ny Google maps. Efa misy vitanay aloha ireto azontsika jerena (Mankanesa etsy ampita ankavian’ny page > klikeo ny Maps). Mba ho fanatsarantsika miaraka ity Sitetsika  ity anefa dia mangataka fiaraha-miasa aminareo izahay indrindra ianareo any amin’ny faritra, koa mifandraisa aminay avy hatrany...

Zarao amintsika ny sarin’ny Fiangonanao

0 Te hifankahita aminareo an-tsary ny namana lavitra. Alaivo sary ny trano fiangonanareo, sarin’ny mpino en groupe, batisa, evangélisation, fiadiana fototra, fanokanam-piangonana, sns dia azonareo atao ny mandefa azy mail aty aminay (lalamasaka@gmail.com) mba handaharanay azy eo amin’ny rubrique Rakitsary. 0