Fihirana Jesosy Mamonjy android

Fihirana elektronika natokana ho vakiana amin’ny Smartphone na Tablette android. Ity Fihirana ity dia natao manokana ho hampiasain’ireo mpitendry zava-maneno noho izy manafaingana amin’ny fitadiavana sy ny fitadidiana ny hira ary ny clé. Noho izany dia tsy mahasolo velively ny fihirana taratasy (na version imprimée). Tsara kokoa ny mpitarika hira ao anaty fivoriana sy ny mpivavaka raha mitondra ny fihirana...