Mark of the Beast, Jesosy Mamonjy Ankorondrano, Bro Daoud
+1
by Lalamasaka Hatry ny Ela · Published 16 April 2020 · Last modified 12 April 2020
+1
Sermon dedicate for Easterday, April 12 2020 0
Des prophéties préchées par Rev MA Daoud avant la formation de l’Union Européenne, la déclaration de l’Euro, qui conduiront le monde vers la monnaie unique et la règne de la Bête 0
by Lalamasaka Hatry ny Ela · Published 28 March 2020 · Last modified 1 April 2020
0
1— Minoa izay lazain’ Andriamanitra ny aminao : ‘ Fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin’ Andriamanitra”. Rom. 3 : 23. 2 — Minoa izay lazain’ Andriamanitra ny amin’ ny fahotanao. “Fa fahafatesana no tambin’ ny ota”. Rom. 6 : 23. 3 — Mino Ilay hany Tokana nanao asa fisoloana ny otanao : Jesosy Kristy...
Vakian’ ny hafa ny fiainanao. Tsy afa-mivelona amin’ity fiainana ity isika ka tsy ho hitan’ olona ; Eny, ny sasany aza manahaka antsika sy manaraka ny diantsika. Isan’ andro ny fiainantsika dia voarakitra ao an-tsain’ ny olona, ary voasoratra fa “Isika no epistilin’ i Kristy”. II Kor. 3 : 3. Koa ny famakian’ ny olona ny fiainantsika dia midika ho...
Lany tamin’ny fanasitranana ny marary sy famelana ny heloky ny mpanota ny telo taona tamin’ny andron’i Jesosy. Dia tonga ilay fotoana lehibe izay nahatonga Azy ho Mpisolo ny olona. Tsy maintsy nalana avokoa ny ota sy ny aretina, kanefa alohan’ny hahafahana izany ara-drariny dia tsy maintsy naloa aloha ny tambin’izy roa. Jesosy Kristy irery ihany, Ilay tsy nanota sy tsy...
Mialoha ny nanafahan’Andriamanitra ny Israely tamin’ny fanandevozana tany Egypta dia tokony hatoky ilay MPAMONJY IZAY HO AVY (Jesosy Kristy) ny isan-tokantrano mba hanafahana azy ho afaka amin’ny otany. Raha vao nanota voalohany Adama sy Eva, dia voatery nanome ny Zanany Lahitokana Andriamanitra mba hisolo azy noho ny otany. Mandra-pahaterak’i Jesosy, ny olo-masina rehetra tao amin’ny Testamenta Taloha dia tsy maintsy...
M | T | W | T | F | S | S |
---|---|---|---|---|---|---|
1 | 2 | 3 | ||||
4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 |
11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 |
18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 |
25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | 31 |