« Izao no lazain’i Jehovah: Mijanòna eo an-dàlana ianareo ka izahao, ary anontanio izay Lalana Masaka Hatry ny Ela, dia izay làlana tsara, ka iny no izory, dia hahita fitsaharana ho an’ny fanahinareo ianareo. » Jeremia 6:16 

The way to be saved

1— Minoa izay lazain’ Andriamanitra ny aminao : ‘ Fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin’ Andriamanitra”. Rom. 3 : 23. 2 — Minoa izay lazain’ Andriamanitra ny amin’ ny fahota­nao. “Fa fahafatesana no tambin’ ny ota”. Rom. 6 : 23. 3 — Mino Ilay hany Tokana nanao asa fisoloana ny otanao : Jesosy Kristy...

We are The Epistle of Christ

Vakian’ ny hafa ny fiainanao. Tsy afa-mivelona amin’ity fiainana ity isika ka tsy ho hitan’ olona ; Eny, ny sasany aza manahaka antsika sy manaraka ny diantsika. Isan’ andro ny fiainantsika dia voarakitra ao an-tsain’ ny olona, ary voasoratra fa “Isika no episti­lin’ i Kristy”. II Kor. 3 : 3. Koa ny famakian’ ny olona ny fiainan­tsika dia midika ho...