Ny Fiverenan’i Jesosy indray Bro Daoud Jesosy Mamonjy Ankorondrano

Fiverenan Jesosy indray. Ny Famantarana ny andro farany. Ireo fiomanan’ny bibidia amin’izao andro farany izao hahatanteraka ny Faminaniana.

Ity torinteny ity dia isan’ireo faminaniana sy torinteny maromaro nambaran’ny Mpanompon’Andriamanitra Fr Daoud taona vitsy talohan’ny fanambaràna ny fitsanganan’ny Vondrona Europeana (Union Européenne) ary ny fivoahan’ny vola Euro.