Te ho mambra ato amin’ny Lalamasaka

Noho ny “tentative d’intrusion des hackers” somary niverimberina dia nesorinay aloha ny lien fidirana ho mambra teto ambony (Devenir membre). Koa ianareo izay tsy mbola tafiditra membre eto amin’ny site dia iangaviana handefa ireto informations ireto amin’ny Administrateur avy hatrany (lalamasaka@gmail.com) mba hampidiranay anareo avy aty amin’ny back-end :Nom & prénom, e-mail, Login, mot de passe, télephone.
Alefanay mail avy hatrany ny validation toy ny mahazatra.Amin’ny fonay rehetraNy Administrateur

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *