Ny niandohan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy part 2 of 4

Fitoriana Filazantsara eny amin’ny tany malalaka famonoan’omby, Fenoarivo Madagasikara. Ity horonantsary ity dia noraiketina sy novokarin’ireo Misionera MA Daoud mivady tamin’ny 1961. Ny fotoana nandraiketana azy ity no fotoana nanamarika ny niandohan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy izay naorin’izy ireo. Natolotray ho azy mivady ny Siteweb : https://lalamasaka.mg ho fahatsiarovana sy hanohizana ireo asa lehibe nampanaovin’Andriamanitra azy teto amin’ny firenenay.
Manasa anao izahay hijery ny horonantsary 4 mitohy.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *