« Izao no lazain’i Jehovah: Mijanòna eo an-dàlana ianareo ka izahao, ary anontanio izay Lalana Masaka Hatry ny Ela, dia izay làlana tsara, ka iny no izory, dia hahita fitsaharana ho an’ny fanahinareo ianareo. » Jeremia 6:16 

Jesus The Healer and Savior

Lany tamin’ny fanasitranana ny marary sy famelana ny heloky ny mpanota ny telo taona tamin’ny andron’i Jesosy. Dia tonga ilay fotoana lehibe izay nahatonga Azy ho Mpisolo ny olona. Tsy maintsy nalana avokoa ny ota sy ny aretina, kanefa alohan’ny hahafahana izany ara-drariny dia tsy maintsy naloa aloha ny tambin’izy roa. Jesosy Kristy irery ihany, Ilay tsy nanota sy tsy...

Ny Ran’ny Zanak’ondry -en

Mialoha ny nanafahan’Andriamanitra ny Israely tamin’ny fanandevozana tany Egypta dia tokony hatoky ilay MPAMONJY IZAY HO AVY (Jesosy Kristy) ny isan-tokantrano mba hanafahana azy ho afaka amin’ny otany. Raha vao nanota voalohany Adama sy Eva, dia voatery nanome ny Zanany Lahitokana Andriamanitra mba hisolo azy noho ny otany. Mandra-pahaterak’i Jesosy, ny olo-masina rehetra tao amin’ny Testamenta Taloha dia tsy maintsy...

Saturday nov 10 2019 Musics and Voice Orchestra & Dep. Famoronan-kira

Hall du Palais de la Ville d’Antananarivo Analakely(Efitrano malalaky ny Lapan’ny Tananan’Antananarivo) 9-12 ora maraina : Fampirantiana – FizaranaLive Cover (fifaninana mihira andraisan’ny rehetra anjara) >Makà hira 1 etsy ambany > Mihirà ianao na ianareo (olona 4 farafaha betsany, mitovy tsara amin’ny Cd Noely) > Fa ho halaina sary > Hahazo fanomezana izay mendrika indrindra 2 ora tolakandro : Hira...

Saturday nov 2 2019 Musics and Voice Orchestra & Dep. Famoronan-kira

Hall du Palais de la Ville d’Antananarivo Analakely(Efitrano malalaky ny Lapan’ny Tananan’Antananarivo) 9-12 ora maraina : Fampirantiana – Fizarana – Live Cover (fifaninana mihira andraisan’ny rehetra anjara) 2 ora tolakandro : Hira Fiderana Sinfonika, Raiso dieny izao amin’ireo mpamoron-kira ny Karatra Fanasana, na manantona ny Musics and Voice Orchestra Fiangonana Jesosy Mamonjy 67ha : 034 46 165 00 0