Saturday nov 2 2019 Musics and Voice Orchestra & Dep. Famoronan-kira

Hall du Palais de la Ville d’Antananarivo Analakely
(Efitrano malalaky ny Lapan’ny Tananan’Antananarivo)

9-12 ora maraina : Fampirantiana – Fizarana – Live Cover (fifaninana mihira andraisan’ny rehetra anjara)

2 ora tolakandro : Hira Fiderana Sinfonika, Raiso dieny izao amin’ireo mpamoron-kira ny Karatra Fanasana, na manantona ny Musics and Voice Orchestra Fiangonana Jesosy Mamonjy 67ha : 034 46 165 00