Bible study

The greatest Commandment

Ny didy lehibe indrindra nomen’ i Jesosy ny mpanaraka azy mialoha kelin’ny hiakarany any an-danitra dia izao : “Miandrasa mandra-panafiana anareo amin’ ny hery avy any ambony, ary MANDEHANA ANY AMIN’ IZAO TONTOLO IANAREO, KA MITORIA NY FILA­ZANTSARA AMIN’ NY OLOMBELONA REHETRA”. Io asa io dia ho an ny zanak’Andriamanitra tsirairay avy… Ary isika rehetra tokony hiasa ny asa mandra-pijinja ny vokatra manerana izao tontolo izao....