Ny fomba hahavoavonjy
1— Minoa izay lazain’ Andriamanitra ny aminao : ‘ Fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin’ Andriamanitra ». Rom. 3 : 23. 2 — Minoa izay lazain’ Andriamanitra ny amin’ ny fahotanao. « Fa fahafatesana no tambin’ ny ota ». Rom. 6 : 23. 3 — Mino Ilay hany Tokana nanao asa fisoloana ny otanao : Jesosy Kristy...