Fijoroana Vavolombelona nangonina
Voninahitra ho an’i Jesosy irery ihany, Zanaka mpimasy izy io, ny dadabeny ilay mpimasy izay mitaiza azy. Ny devoly tompoiny no nanasazy ilay zaza, notsaboiny fa tsy sitrana mihitsy, ny fiangonana io dia maty nandritry ny 4 taona, tsy nisy mpino intsony fa nilaozan ilay mpitondra 4 mois de niverina any @ fiangonany taloha ny mpino tao, ny sasany nijanona...
Voninahitra ho an’i Jesosy no ahafahako mijoro vavolombelona. Ny volana oktobra dia volan’ny « surprise » ho an’ny fiangonana Jesosy Mamonjy Ambohimamory. Anisany mba nisatraka izany « surprise » izany ny tenako .Nandritran’io volana io dia nisy fotoana nanambara ny mpanompon’Andriamanitra fa hisy mpino hahazo « suprise » ary mety hisy handeha ho any ivelany aza noraisiko sy ninoako io teny io araka ny ao...
Jesosy Mamonjy Betafo Ny dera sy ny laza ary ny Voninahitra dia ho an’Andriamanitra irery ihany, izaho RAKOTONDRAZANAKA Jean Claude dia narary, niditra hopitaly mihitsy satria tratry ny aretina mandoza fa mitohana, nanao saondy aho nandritra ny fotoana maro,nisy fotoana nanao echographie tao antsirabe dia nisy zavatra mivonto be tao anatiko, ary mitombo isam-bolana ilay fivontosona ary tsy mety hoy...
Fijoroana vavolombelona Mpino tao Jesosy Mamonjy Ambohimamory Voninahitra ho an’ny Jesosy no hijoroako vavolombelona fa za dia anisany nandray sahady ny amin’ilay faminaniana no lazaina tamin’ity Oktobra ity hoe ny volana Oktobra surprise sy fahasoavana nandefa CV tamina orin’asa iray za nefa efa miasa amin’ny orinasa ka niantsoin-le orinasa nandefasako CV za Ka nanao entretien dia akory ny hagagako fa...
Efa maty fa natsangan’i Jesosy. Fiangonana Jesosy Mamonjy Fotsialanana – Commune Mahambo – Fénérive Est
Par Nirinasoa Mbolatiana 👇Tantaraina anareo indray ny zavatra nataony tamiko.Nisy zavatra tsy maintsy nandaniana vola roa volana misesy izay.Nihafy be mihitsy noho izany.🤞👉T@alahady teo (afak’omaly): 2000Ar Sisa ny vola tao anaty poaketrako👌, tsy haiko koa izay mba tao an-tsain’i zandrinay Fa tokony najanona tany an-trano ilay izy dia kay natsofony tao anatin’ny poaketra nentiko nivavaka.💟Nisy rakitra 2 maraina de 2...
Ny ©Lalamasaka Hatry ny Ela dia manana Studio Video harifomba natokana handraisana an-tsary sy feo ireo rehetra nanaovan’Andriamanitra asa mahagaga manerana ny Fiangonana Jesosy Mamonjy indrindra ireo any amin’ny toerana saro-dalana. Ny vavaka ataonay dia ny hitomboan’ny finoanao mba handraisanao fahagagana avy amin’Andriamanitra, indrindra raha manana olana na tsy fahasalamana mitovy amin’ity fijoroana vavolombelona ity ianao.
Voninahitra ho an’ i Jesosy Kristy irery ihany no hijoroako vavolombelona ny amin’ ny zava-mahagaga nataon’ ny Tompo tamiko. Monina ao Bezaha fivondronan’ i Betioky Atsimo ny tenako. Tamin’ ny volana Mars 2006 dia narary aho: Nihamahia sy sempotra aho, ary tsy nahasakafo ihany koa satria nisy zavatra manakana tao amin’ ny tendako. Notsaboina tany amin’ ny dokotera fa hoe...