Faha 60taona Jesosy Mamonjy am-perin’asa
Am-perin’asa tanteraka ny Mpikarakara rehetra miaraka amin’ny mpino eto an-toerana, ho amin’ny fandraisana ny fankalazana ny faha-60 taonan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy
Am-perin’asa tanteraka ny Mpikarakara rehetra miaraka amin’ny mpino eto an-toerana, ho amin’ny fandraisana ny fankalazana ny faha-60 taonan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy
Fitoriana Filazantsara lehibe ataon’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy eto Madagasikara sy maneran-tany. Hisy fampitana mivantana (Live streaming) ho an’ireo any am-pitandranomasina sy ny toerana lavitra Sabotsy 1 jolay 2023 Coliseum Antananarivo
2 Jolay 1963 – 2 Jolay 2023. Feno 60 taona ny Fiangonana Jesosy Mamonjy. Ivon’ny Fankalazana : 28-29-30 Jona 2023 – Alahady 2 Jolay 2023 : Jesosy Mamonjy Ankorondrano. Saobtsy 1 Jolay 2023 : Coliseum Analamahitsy.
Ho fanomanana ny Fankalazana, Antso ho an’ny mpitendry mozika akostika rehetra. (Jereo eo amin’ny Affiche ny instrument anao. Raha mahay instrument accoustique hafa dia azo atao hatrany ny miantso) Sabotsy 25 feb 2023 amin’ny 9ora sy 30mn. Jesosy Mamonjy Ankorondrano, akaikin’ny Sonorisation. Infoline: Musics and Voice Orchestra | 034 46 165 00
Alaivo sary ny trano fiangonanareo, sarin’ny mpino en groupe, batisa, evangélisation, fiadiana fototra, fanokanam-piangonana, sns dia azonareo atao ny mandefa azy mail aty aminay (lalamasaka@gmail.com) mba handaharanay azy eo amin’ny rubrique Rakitsary Aza adino ny mombamomba ny sary:– Sarin’ny Fiangonana.– Toerana : anaran-tanàna, commune, distrika sns.– Ny mpitandrina mitondra ao ankehitriny.– Raha hainao ny mamaritra azy amin’ny google map dia...
Musics and Voice Orchestra / Vaovao
par Lalamasaka Hatry ny Ela · Published 22 novembre 2019 · Last modified 30 mars 2020
Musics and Voice Orchestra sy ny Mpamoron-kira Alahady 10 nov 2019 Jesosy Mamonjy Ankorondrano
Musics and Voice Orchestra / Vaovao
par Lalamasaka Hatry ny Ela · Published 11 novembre 2019 · Last modified 11 juillet 2020
Musics and Voice Orchestra sy ny Mpamoron-kira Alahady 10 nov 2019 Jesosy Mamonjy Ankorondrano
L | M | M | J | V | S | D |
---|---|---|---|---|---|---|
1 | 2 | 3 | ||||
4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 |
11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 |
18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 |
25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |