Fandraisana mpianatra vaovao eto amin’ny Musics and Voice Orchestra, janv 2023
Musics and Voice Orchestra eto amin’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy. Ilazana ny Ray aman-dReny rehetra fa mitohy foana ny fandraisana mpianatra mozika vaovao amin’ireto taranja ireto : Violon, Violoncelle, Contrebasse, Trompette, Trombone, Cor, Tuba, Saxophone, Clarinette, Flûte traversière, Hautbois, Valiha, Mandoline, Banjo, Percussion. Fepetra takiana : – Ankizy lahy sy vavy 8-14 taona, – Manao Sekoly Alahady tsara amin’ny Fiangonana Jesosy...