Musics and Voice Orchestra
HOTAHIANA ANIE ILAY FEHY MAMPIFAMATOTRA Cd Noely 2024 Vol.1 Past Andriamanga Adolphe. Séance Fianarana hira Noely 2024, Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano. Azonao atao ny manantona ny Literatiora Jesosy Mamonjy raha hikomandy ny Cd noely 2024. Ny Fiangonana rehetra koa dia afaka miantso avy hatrany. #noely2024 #depfamoronankirajm #jesosymamonjy #foibe #Ankorondrano @followers
Misokatra ny KILASY FIANARANA MIHIRA (Section vocale) eto amin’ny Musics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy sy ny Departemanta famoronan-kira: Fisoratana anarana : >> Isaky ny Sabotsy amin’ny 9h30, na Alahady aorian’ny fivoriana (Foibe Ankorondrano)>> TAnora lahy sy vavy 15 taona miakatra,>> Vonona hianatra mafy (Solfa sy Solfège)>> Entanina manokana ny Encadreur sy Sampana mpidera Analamanga Ora fianarana : Isaky ny...
Misokatra ny KILASY FIANARANA MIHIRA (Section vocale) eto amin’ny Musics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy sy ny Departemanta famoronan-kira:Fisoratana anarana :>> Isaky ny Sabotsy amin’ny 9h30, na Alahady aorian’ny fivoriana (Foibe Ankorondrano)>> TAnora lahy sy vavy 15 taona miakatra,>> Vonona hianatra mafy (Solfa sy Solfège)>> Entanina manokana ny Encadreur sy Sampana mpidera AnalamangaOra fianarana : Isaky ny Alahady hariva aorian’ny fotoam-bavaka...
Mirary fetin’ny NOELY sambatra daholo, dia mba samy hahavita ny anjarany. Fa ny anay aloha efa vita soa noho ny fanampian’ny Tompo.#smile#noel2023#jesosymamonjy#Ankorondrano#symphony Manome fotoana indray amin’ny réveillon 2023 eto amin’ny Jesosy Mamonjy Ankorondrano.@followersMusics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy
Misaotra ny Tompo fa vita soamantsara ny Fankalazana ny faha 60 taonan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy. Hiasa tsy mitsahatra ho an’ny Fiangonana isika, hanabe sy hitaiza hatrany ny ankizy sy tanora zanaky ny Fiangonana, ho olom-banona, modely amin’ny toe-panahy araka an’Andriamanitra, ho vavolombelon’ny Kristy eo anivon’ny mpiara-belona. Mbola hitohy haneho hatrany izahay Mpanabe eto amin’ny Musics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy...
Musics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy sy ny Sampana Mpidera Analamanga Mankalaza ny faha 60 taonan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy #musicsandvoiceorchestra #mvo #jesosymamonjy #60emeJesosymamonjy