Musics and Voice Orchestra – 60eme Anniv Jesosy Mamonjy
Musics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy sy ny Sampana Mpidera Analamanga
Mankalaza ny faha 60 taonan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy
Vory olona be Sur scène Manao Balance Zoma Miaraka amin’ny Sampana Mpidera Analamanga Tsapako Izy ilay partition Mba te hijery koa Pastera Samy variana Mifantoka hatrety amin’ny gradin Paingorina tsara sao tsofin’ny rivotra Miara maka sary foana rehefa mirava Foibe Ankorondrano Gitarista vehivavy