Mpihaino sy mpamaly vavaka Andriamanitra

Par Nirinasoa Mbolatiana

👇Tantaraina anareo indray ny zavatra nataony tamiko.
Nisy zavatra tsy maintsy nandaniana vola roa volana misesy izay.
Nihafy be mihitsy noho izany.🤞
👉T@alahady teo (afak’omaly): 2000Ar Sisa ny vola tao anaty poaketrakođź‘Ś, tsy haiko koa izay mba tao an-tsain’i zandrinay Fa tokony najanona tany an-trano ilay izy dia kay natsofony tao anatin’ny poaketra nentiko nivavaka.
đź’źNisy rakitra 2 maraina de 2 Koa hariva , hanohanana mpanompon’Andriamanitra tao am-piangonana.
Nalefako tam-pinoana ny vola natokana ho rakitra sy ilay 2000. 🙏Sady hoy aho t@Jesosy hoe tompon’andraikitra ny amiko Ianao Jesosy a.
Mino aho fa tsy hamela ahy handry fotsy Ianao.
đź’ŽTena mahatoky Izy ry reto a.
Tadidiko ilay vehivavy mahantra tao @baiboly nandrotsaka ny nananany rehetra iny.đź’Ą
Harivan’iny ihany, nisy nanao commande ny entana amidiko izay efa somary nangingina.
(Za moa mpiasa birao Fa sady manao vente en ligne Fa tsy dia tia ilay maka avance any am-piasana)
Avotra aho.🤩
Tian’ilay olona ilay entana rehefa nolivrena, dia mbola nanao commande 3 fois an’ilay teo izy.
Mahavita ahy mandrampandray karama.đź’–
đź’ŚHafatra: Mianara mahatoky, manaova sacrifice ho an’i Jesosy. Mandehana @ finoana.đź’Ś
Fa aza atao filan-javatra fotsiny anefa Izy.
Mahereza daholo.✊✊
An’i Jesosy irery ihany ny voninahitra.🙏 — reconnaissante.

1 réponse

  1. Fr Sarobidy dit :

    Tsara Ny Tompontsika! Haleloia

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *