juillet 2020

0

Vavaka mitaraina amin’Andriamanitra, BroDaoud Jesosy Mamonjy Ankorondrano

Amin’izao andro sarotra andalovantsika izao, izay fotoana tsy maintsy ianteherantsika amin’ny vavaka dia manasa anao hihaino ity torinteny ity. Tsy mbola nahazo ianao satria tsy mbola nivavaka, na efa lasa « kamo » mivavaka, na mivavaka tsy amin’ny hafanam-po sy fitarainana. Andriamanitra anefa matoa manentana antsika ao amin’ny Teniny mba hivavaka, dia satria efa sitrany ary efa vonona ny hamaly vavaka Izy...

0

Resy ny Ambalavelona. Vavolombelona tantaraina num1. Pasteur Miandry Rabenarivelo

Ny ©Lalamasaka Hatry ny Ela dia manana Studio Video harifomba natokana handraisana an-tsary sy feo ireo rehetra nanaovan’Andriamanitra asa mahagaga manerana ny Fiangonana Jesosy Mamonjy indrindra ireo any amin’ny toerana saro-dalana. Ny vavaka ataonay dia ny hitomboan’ny finoanao mba handraisanao fahagagana avy amin’Andriamanitra, indrindra raha manana olana na tsy fahasalamana mitovy amin’ity fijoroana vavolombelona ity ianao. 1+