février 2025

Sitrana ny Vay goavana

Soeur Haova, Manome voninahitra an’i JESOSY t@ fanasitranana azony. Narary ary nisy vay goavana izay sady nanaintaina fatratra no nahatonga azy ho tsy afa-nandeha sady tsy afa-nipetraka. Namonjy Docteur ary nampiasaina avokoa na Tsindrona na Comprimé fa tsy nahitam-bokatra. Nentin’ny fiara ho aty am-piangonana dia nomena Tenim-pinoana sady nivavahana. Nino izy ary tsy niroaroa saina na dia teo aza ny...

Fandraisana MPIANATRA MOZIKA taona 2025

Ho antsika Ray aman-dReny manana zanaka te hianatra MOZIKA eto anivon’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy. Efa mandray mpianatra vaovao indray isika, koa entanina hiantso avy hatrany, na hanantona ety amin’ny Foibe Ankorondrano : Discipline : Violon-Violoncelle-ContrebasseFlute travérsière-Hautbois-Trompette-TromboneSaxophone-ClarinetteValiha-Guitar-Mandoline-BanjoVocale Nanokatra kilasy manokana mitendry Violon ho an’ny Ankizilahy kely koa izahay manomboka amin’ity taona ity. Fepetra iraisana : Ankizy lahy sy vavy : 7-14...

Nivadika ny Camion, Velona izy mianaka

Soeur Say, Mijoro vavolombelona sy manome voninahitra an’i JESOSY noho ny fiarovany mahagaga t@ accident nahazo azy. Nandeha Camion izy mitondra varotra ary hanatratra Tsena @ toerana iray. Nivadika anefa io Camion io ka izy no tototra tao ambany indrindra miaraka @ entana rehetra tao. Marihina fa mitrotro ny zanany kely izy @ io fotoana io. Efa tafavoaka daholo ny...

Nanao zava-mahagaga tamin’ny asako Jesosy

Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany no hijoroako vavolombelona ny amin’ny fanovam-piainana sy ny zava-mahagaga nataony teo aminay. Mpivarotra ny asako taloha nanao épicerie, tena nandeha ny tsenako tamin’ny voalohany fa taty aoriana dia nihena tsikelikely ny vola maty. Ny entana simban’ny voalavo, zaho koa narary foana sady nitondra vohoka. Tao anatin’zany dia tsy nitsahatra nifanerasera tamin’ny Mpanompon’Andriamanitra zahay, voalazan’ ny...