mars 2026

Programme « Fiderana misy hafatra » (Songs with a Messages)

Programme « Fiderana misy hafatra » (Songs with a Messages) Ny manompo Anao no tiako.Avotra & Tsiory#lalamasaka#jesosymamonjy Manomboka izao noho ny fanampian’ny Tompo dia hisy fandaharana manokana hira fiderana sy fijoroana vavolombelona hozaraintsika eto amin’ny Site. Azonao arahina hatrany amin’ny Pejy Facebook sy ny Chaine Youtube izany arakaraka izay manavanana anao.

0

Ny fanasitranan’Andriamanitra anao

Nosoratan’i M. A. Daoud Evanjelistra Fanasitranana avy amin’Andriamanitra Ho anareo rehetra Hoy Jesosy : “ho fantatrareo ny marina, ary ny marina hahafaka anareo tsy ho andevo. ” Andriamanitra izay nahary antsika no mahalala bebe kokoa momba ny vatan-tenantsika noho ny olombelona. Nokarakarainy ny fanasitranana ho an’izay rehetra vonon-kandray izany, araka ny fomba fanomezany izany. Ny fofon’aina nomen’Andriamanitra no iainantsika sy...