Administrator

JEHOVAH NO MPIANDRY ANTSIKA

JEHOVAH NO MPIANDRY ANTSIKA Cd Noely 2024 Vol.1 Past Andriamanga Adolphe. Séance Fianarana hira Noely 2024, Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano. Azonao atao ny manantona ny Literatiora Jesosy Mamonjy raha hikomandy ny Cd noely 2024. Ny Fiangonana rehetra koa dia afaka miantso avy hatrany. #noely2024 #depFamoronankirajm #jesosymamonjy #foibe #Ankorondrano

HOTAHIANA ANIE ILAY FEHY MAMPIFAMATOTRA

HOTAHIANA ANIE ILAY FEHY MAMPIFAMATOTRA Cd Noely 2024 Vol.1 Past Andriamanga Adolphe. Séance Fianarana hira Noely 2024, Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano. Azonao atao ny manantona ny Literatiora Jesosy Mamonjy raha hikomandy ny Cd noely 2024. Ny Fiangonana rehetra koa dia afaka miantso avy hatrany. #noely2024 #depfamoronankirajm #jesosymamonjy #foibe #Ankorondrano @followers

Cd Noely 2024

Efa mivoaka ny Cd noely 2024. Azonao atao ny miantso na manantona ny fivarotam-boky Foibe Ankorondrano. #Pasteur #Mpitory teny Evanjelistra #Evanjelistra #Mpampianatra hira #Mpampianatra Sekoly Alahady

Kilasy fianarana Mihira Jesosy Mamonjy foibe Ankorondrano

Misokatra ny KILASY FIANARANA MIHIRA (Section vocale) eto amin’ny Musics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy sy ny Departemanta famoronan-kira: Fisoratana anarana : >> Isaky ny Sabotsy amin’ny 9h30, na Alahady aorian’ny fivoriana (Foibe Ankorondrano)>> TAnora lahy sy vavy 15 taona miakatra,>> Vonona hianatra mafy (Solfa sy Solfège)>> Entanina manokana ny Encadreur sy Sampana mpidera Analamanga Ora fianarana : Isaky ny...

Kilasy fianarana Mihira Jesosy Mamonjy foibe Ankorondrano

Misokatra ny KILASY FIANARANA MIHIRA (Section vocale) eto amin’ny Musics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy sy ny Departemanta famoronan-kira:Fisoratana anarana :>> Isaky ny Sabotsy amin’ny 9h30, na Alahady aorian’ny fivoriana (Foibe Ankorondrano)>> TAnora lahy sy vavy 15 taona miakatra,>> Vonona hianatra mafy (Solfa sy Solfège)>> Entanina manokana ny Encadreur sy Sampana mpidera AnalamangaOra fianarana : Isaky ny Alahady hariva aorian’ny fotoam-bavaka...

0

Raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteninay, ary foana koa ny finoanareo

Ny amin’ny fitsanganan’ny maty Ary ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny filazantsara izay notoriko taminareo sy noraisinareo sady iorenanareo, izay amonjena anareo koa, raha tananareo tsara araka izay teny notoriko taminareo, raha tsy nino foana ianareo. Fa natolotro anareo ho isan’ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masina, dia nalevina, ary natsangana...

Fandraisana MPIANATRA vaovao eto amin’ny Musics and Voice Orchestra, taona 2024

Musics and Voice Orchestra eto amin’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy. Ilazana ny Ray aman-dReny rehetra fa misokatra indray ny fandraisana mpianatra mozika vaovao amin’ireto taranja ireto : Violon, Violoncelle, Contrebasse, Trompette, Trombone, Cor, Tuba, Saxophone, Clarinette, Flûte traversière, Hautbois, Valiha, Mandoline, Banjo, Percussion. Fepetra takiana : – Ankizy lahy sy vavy 7-14 taona, – Manao Sekoly Alahady tsara amin’ny Fiangonana Jesosy...