Jesosy Mamonjy Ankorondrano en modelisation 3d

Hamita ny fanitarana ny Foibe Ankorondrano isika noho ny fahasoavan’Andriamanitra.

Mialoha ny hiovan’ny endriky ny Foibe, dia hohankafihizintsika aloha ny endriny farany.

Hanao mise à jour ity animation 3d ity isika aoriana kely.