Tandremo izay efa renao sy ny famonjena noraisinao, Bro Daoud Jesosy Mamonjy Ankorondrano

Fandinihan-tena mitohy ny fiainana kristiana, tokony manokana fotoana isankerinandro ianao handinihana ny fiainanao amin’ny vavaka sy fifadian-kanina, ndrao nanao teny nanimba ny hafa ka mila mibebaka. Misy torohevitra ho an’ny mpiverin-dalana