Jesosy Mamonjy 60 taona – Fitoriana Filazantsara nasionaly – Coliseum. Sabotsy 1 Jolay 2023
Fitoriana Filazantsara lehibe ataon’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy eto Madagasikara sy maneran-tany. Hisy fampitana mivantana (Live streaming) ho an’ireo any am-pitandranomasina sy ny toerana lavitra Sabotsy 1 jolay 2023 Coliseum Antananarivo