Sitrana ny Vay goavana
Soeur Haova, Manome voninahitra an’i JESOSY t@ fanasitranana azony. Narary ary nisy vay goavana izay sady nanaintaina fatratra no nahatonga azy ho tsy afa-nandeha sady tsy afa-nipetraka. Namonjy Docteur ary nampiasaina avokoa na Tsindrona na Comprimé fa tsy nahitam-bokatra. Nentin’ny fiara ho aty am-piangonana dia nomena Tenim-pinoana sady nivavahana. Nino izy ary tsy niroaroa saina na dia teo aza ny...