octobre 2025

Sortie de Promotion Kilasy Fianarana mihira SOLFA – Chapelle Jesosy Mamonjy Ankorondrano Foibe

Raki-tsary eto amin’ny Siteweb, nandritry ny Sortie de Promotion Kilasy Fianarana mihira SOLFA – Chapelle Jesosy Mamonjy Ankorondrano Foibe. Sabotsy 4 Oktobra 2025. Aza adino fa efa manomboka ny Fianaran’ireo Promotion faharoa tamin’ny Alahady 5 Oktobra 2025 teo. Isika izay mbola te hanaraka ny fampianarana dia afaka mbola tonga amin’ny Alahady manaraka izao.Afaka tonga avokoa na tanora, na tanora manambady,...

Sortie de Promotion Kilasy Mihira SOLFA – Jesosy Mamonjy Ankorondrano

Ilazana isika INVITES rehetra fa tsy miova ny fotoanantsika rahampitso Sabotsy 4 Oktobra 2025. Ilazana tahaka izany koa ireo Mpianatra Mihira Solfa vaovao, 2éme Promotion mba ho tonga avokoa rahampitso amin’ny 9h30. Isika izay mbola maniry hianatra ihany koa dia mbola misokatra ny fisoratana anarana. Miantsoa avy hatrany ny tompon’andraikitra amin’ny nomerao eo ambany. Sortie de Promotion Kilasy fianarana MIHIRA...