📝Misokatra ny KILASY FIANARANA 👨‍🏫MIHIRA (Section vocale) eto amin’ny Musics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy sy ny Departemanta famoronan-kira:
🗒Fisoratana anarana :
>> Isaky ny Sabotsy amin’ny 9h30, na Alahady aorian’ny fivoriana (Foibe Ankorondrano)
>> TAnora lahy sy vavy 15 taona miakatra,
>> Vonona hianatra mafy (Solfa sy Solfège)
>> Entanina manokana ny Encadreur sy Sampana mpidera Analamanga
⏰Ora fianarana : Isaky ny Alahady hariva aorian’ny fotoam-bavaka Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano
⏳Fanombohana ofisialy : Sabotsy 5 oktobra 2024 amin’ny 2 ora tolakandro.
📞Fanampim-panazavana : Tél. 034 46 165 00 – Whatsapp 033 05 074 69
#MVO#Fiderana#choir#mozika#jesosymamonjy