🌿Fihaonambe – Convention nationale🌿

📍Mpino – Mpitoriteny Laika – Mpitondra fiangonana Jesosy MamonjyManerana ny Nosy sy any ivelany.

📆Alakamisy 26 febroary >> Alahady 1 mars 2026

📍Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano

👉Samia mifampilaza.

👉Ny Distrika sy ny Lehibem-paritra rehetra dia entanina handefa ny Circulaire sy hampilaza ireo Mpitoriteny Laika eo amin’ny faritra misy azy.

Page Facebook : Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano Ofisialy

Page Facebook : Pejy Mpitoriteny Evanjelisitra Jesosy Mamonjy

☎️ 034 37 580 01