Kilasy fianarana Mihira Jesosy Mamonjy foibe Ankorondrano

📝Misokatra ny KILASY FIANARANA 👨‍🏫MIHIRA (Section vocale) eto amin’ny Musics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy sy ny Departemanta famoronan-kira:

🗒Fisoratana anarana :

>> Isaky ny Sabotsy amin’ny 9h30, na Alahady aorian’ny fivoriana (Foibe Ankorondrano)
>> TAnora lahy sy vavy 15 taona miakatra,
>> Vonona hianatra mafy (Solfa sy Solfège)
>> Entanina manokana ny Encadreur sy Sampana mpidera Analamanga

⏰Ora fianarana :
Isaky ny Alahady hariva aorian’ny fotoam-bavaka Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano

⏳Fanombohana ofisialy :
Sabotsy 5 oktobra 2024 amin’ny 2 ora tolakandro.

📞Fanampim-panazavana :
Tél. 034 46 165 00
Whatsapp 033 05 074 69

#MVO#Fiderana#choir#mozika#jesosymamonjy