Kilasy fianarana MIHIRA SOLFA andiany faharoa – Sept 2025
Aza tara indray ary fa
Efa misokatra ny KILASY FIANARANA Mihira SOLFA andiany faharoa 
(Section vocale) eto amin’ny Musics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy sy ny Departemanta famoronan-kira : 
Fisoratana anarana : 
>> Isaky ny Sabotsy amin’ny 9h30, na Alahady aorian’ny fivoriana (Foibe Ankorondrano) 
>> Tanora lahy sy vavy 15 taona miakatra, 
>> Vonona hianatra mafy (Solfa sy Solfège) 
>> Entanina manokana ny Encadreur sy Sampana mpidera Analamanga 
Toerana hianarana : Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano
Fanombohana ofisialy : Volana Septambra 2025
Miantsoa avy hatrany : Tél. 034 46 165 00 – Whatsapp 033 05 074 69
#MVO #Fiderana #choir #mozika #jesosymamonjy


	
													
	
													
	
													






























