Vehivavy narary saina teny an-tanàna, nositranin’i Jesosy

Voninahitra ho an i Jesosy fa ity anabavy ity dia olona narary saina izay efa nivezivezy teto an-tanànan’ i Faratsiho, Tsy nandry an trano amin’ny alina fa NIVAVAHANA TATO AMINTSIKA JESOSY MAMONJY dia SITRANA TANTERAKA ary efa NIJORO VAVOLOMBELONA teny @ tanànany fa sitrana sady efa manaraka fivoriana ato amintsika ny Ray amandreniny !

HALELOIA , HALELOIA , HALELOIA

Peut être une image de 3 personnes
Peut être une image de 1 personne et skateboard
Peut être une image de 7 personnes
Peut être une image de 7 personnes, Saqsaywaman et herbe