Lalamasaka Hatry ny Ela

Sabotsy 2 nov 2019 Musics and Voice Orchestra & Dep. Famoronan-kira

Hall du Palais de la Ville d’Antananarivo Analakely(Efitrano malalaky ny Lapan’ny Tananan’Antananarivo) 9-12 ora maraina : Fampirantiana – FizaranaLive Cover (fifaninana mihira andraisan’ny rehetra anjara) >Makà hira 1 etsy ambany > Mihirà ianao na ianareo (olona 4 farafaha betsany, mitovy tsara amin’ny Cd Noely) > Fa ho halaina sary > Hahazo fanomezana izay mendrika indrindra 2 ora tolakandro : Hira...

Sabotsy 2 nov 2019 Musics and Voice Orchestra & Dep. Famoronan-kira

Hall du Palais de la Ville d’Antananarivo Analakely(Efitrano malalaky ny Lapan’ny Tananan’Antananarivo) 9-12 ora maraina : Fampirantiana – Fizarana – Live Cover (fifaninana mihira andraisan’ny rehetra anjara) 2 ora tolakandro : Hira Fiderana Sinfonika, Raiso dieny izao amin’ireo mpamoron-kira ny Karatra Fanasana, na manantona ny Musics and Voice Orchestra Fiangonana Jesosy Mamonjy 67ha : 034 46 165 00

Toy izao no tena FIFOHAZANA

Rehefa ny olona eny amin’ny arabe no matahotra ny hiloa-bava hamoaka teny manohitra an’Andriamanitra fandrao hianjeran’ny FITSARAN’ANDRIAMANITRA ; REHEFA NY MPANOTA ampangorohoroan’ny FANATREHAN’ANDRIAMANITRA, mangovitra eny an’arabe ka mitalaho famindrampo ; rehefa mifofofofo mamaky vohitra sy ny tanana ny hery tsy TAKATR’OLOMBELONA « FANAHY MASINA », ka mahazo mafy ny olona amin’ny fiaikena mampivarahontsana, na dia tsy nisy FIVORIANA manokana na FAMPIELEZANA akory aza...