Fandraisana MPIANATRA MOZIKA taona 2025

Ho antsika Ray aman-dReny manana zanaka te hianatra MOZIKA eto anivon’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy. Efa mandray mpianatra vaovao indray isika, koa entanina hiantso avy hatrany, na hanantona ety amin’ny Foibe Ankorondrano :

Discipline :

Violon-Violoncelle-Contrebasse
Flute travérsière-Hautbois-Trompette-Trombone
Saxophone-Clarinette
Valiha-Guitar-Mandoline-Banjo
Vocale

Nanokatra kilasy manokana mitendry Violon ho an’ny Ankizilahy kely koa izahay manomboka amin’ity taona ity.

Fepetra iraisana :

Ankizy lahy sy vavy : 7-14 taona.
> Manao Sekoly Alahady tsara amin’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Ankorondrano na ny manodidina.
> Mipetraka eto Antananarivo.

Fisoratana anarana sy Entretien : Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano
Isaky ny Sabotsy 9h30-13h
Na Alahady mirava fivoriana

Antsoy ny num Tél. 033 05 074 69 – 034 46 165 00