Fandraisana MPIANATRA MOZIKA taona 2025

Ho antsika Ray aman-dReny manana zanaka te hianatra MOZIKA eto anivon’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy. Efa mandray mpianatra vaovao indray isika, koa entanina hiantso avy hatrany, na hanantona ety amin’ny Foibe Ankorondrano : Discipline : Violon-Violoncelle-ContrebasseFlute travérsière-Hautbois-Trompette-TromboneSaxophone-ClarinetteValiha-Guitar-Mandoline-BanjoVocale Nanokatra kilasy manokana mitendry Violon ho an’ny Ankizilahy kely koa izahay manomboka amin’ity taona ity. Fepetra iraisana : Ankizy lahy sy vavy : 7-14...