AZAFADY, Tsy fantatro mihitsy IANAREO…
AZAFADY, Tsy fantatro mihitsy IANAREO… « MANDEHANA MANOMPO ILAY NOTOMPOINAREO TEO ALOHA… » IZANY NO HOLAZAIN’ I JESOSY AMIN’ OLONA MARO AMIN’ NY ANDRO FARANY. Nanonofy ny amin’ny andro fitsarana amin’ny andro farany ny mpino kristiana mpanara-pomba iray ka nahita olona an-tapitrisany maro miankohoka mivavaka. Nanifikifika ny lohany tamin’ alahelo Jesosy Kristy Mpamonjy ary izao no teny reny nambaran’i Jesosy : « Azafady...