Mariky ny Bibidia, Jesosy Mamonjy Ankorondrano Bro Daoud

Mark of the Beast, Bro Daoud, Jesosy Mamonjy Ankorondrano
« Ao anatin’ny vanim-potoan’ny andro farany isika izao. Hisy fiovana tampoka ao anatin’ny fotoana fohy eto amin’izao tontolo izao. Raha hiteny aho hoe tokony hivavaka ianao, dia anio izay fotoana izay fa tsy tokony hangatak’andro ». Fr Daoud