Am-perin’asa tanteraka ny Mpikarakara rehetra miaraka amin’ny mpino eto an-toerana, ho amin’ny fandraisana ny fankalazana ny faha-60 taonan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy
Ary Izy nitondra ny fahotantsika tamin'ny tenany teo ambonin'ny hazo, mba ho faty ny amin'ny ota isika, fa ho velona ny amin'ny fahamarinana; ary "ny dian-kapoka taminy no nahasitranana anareo".