Programme « Fiderana misy hafatra » (Songs with a Messages)

Programme « Fiderana misy hafatra » (Songs with a Messages)

Ny manompo Anao no tiako.Avotra & Tsiory#lalamasaka#jesosymamonjy

Manomboka izao noho ny fanampian’ny Tompo dia hisy fandaharana manokana hira fiderana sy fijoroana vavolombelona hozaraintsika eto amin’ny Site.

Azonao arahina hatrany amin’ny Pejy Facebook sy ny Chaine Youtube izany arakaraka izay manavanana anao.