ALIMBAVAKA MITADY FIFOHAZANA

🌿ALIMBAVAKA MITADY FIFOHAZANA🌿
📌Iarahantsika MPITORITENY EVANJELISTRA JESOSY MAMONJY – MEJM eto Analamanga.
📌Isaky ny Zoma voalohan’ny volana.
⏰ANIO ZOMA 5 Septambra 2025 – 🕖amin’ny 7 ora alina mandra-maraina.

📌Aza adino ary fa tsy mitsahatra intsony isika fa mitohy hatrany isaky ny Zoma voalohan’ny volana tahaka izao.
📌Hasaina avokoa isika rehetra tsy ankanavaka : Mpitoriteny Evanjelistra rahalahy sy anabavy, Biraom-piangonana rehetra, ary izay manana andraikitra amin’ny fiangonana eto amin’ny faritra Analamanga.
📌Samia mifampilaza – Samia ho tahian’ny Tompo,
Tongava maro.

📌Aza adino ny mi-partage, manao j’aime, mametraka commentaire hoe : Amen

#mejm #mpitoritenyevanjelistra #jesosymamonjy
#foibeankorondrano #lalamasaka

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *