Administrator

Programme « Fiderana misy hafatra » (Songs with a Messages)

Programme « Fiderana misy hafatra » (Songs with a Messages) Ny manompo Anao no tiako.Avotra & Tsiory#lalamasaka#jesosymamonjy Manomboka izao noho ny fanampian’ny Tompo dia hisy fandaharana manokana hira fiderana sy fijoroana vavolombelona hozaraintsika eto amin’ny Site. Azonao arahina hatrany amin’ny Pejy Facebook sy ny Chaine Youtube izany arakaraka izay manavanana anao.

Fihaonambe – Convention nationale Mpitoriteny Evanjelistra Jesosy Mamonjy MEJM

Fihaonambe – Convention nationale Mpino – Mpitoriteny Laika – Mpitondra fiangonana Jesosy MamonjyManerana ny Nosy sy any ivelany. Alakamisy 26 febroary >> Alahady 1 mars 2026 Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano Samia mifampilaza. Ny Distrika sy ny Lehibem-paritra rehetra dia entanina handefa ny Circulaire sy hampilaza ireo Mpitoriteny Laika eo amin’ny faritra misy azy. Page Facebook : Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano...

Sortie de Promotion Kilasy Fianarana mihira SOLFA – Chapelle Jesosy Mamonjy Ankorondrano Foibe

Raki-tsary eto amin’ny Siteweb, nandritry ny Sortie de Promotion Kilasy Fianarana mihira SOLFA – Chapelle Jesosy Mamonjy Ankorondrano Foibe. Sabotsy 4 Oktobra 2025. Aza adino fa efa manomboka ny Fianaran’ireo Promotion faharoa tamin’ny Alahady 5 Oktobra 2025 teo. Isika izay mbola te hanaraka ny fampianarana dia afaka mbola tonga amin’ny Alahady manaraka izao.Afaka tonga avokoa na tanora, na tanora manambady,...

Vehivavy narary saina teny an-tanàna, nositranin’i Jesosy

Voninahitra ho an i Jesosy fa ity anabavy ity dia olona narary saina izay efa nivezivezy teto an-tanànan’ i Faratsiho, Tsy nandry an trano amin’ny alina fa NIVAVAHANA TATO AMINTSIKA JESOSY MAMONJY dia SITRANA TANTERAKA ary efa NIJORO VAVOLOMBELONA teny @ tanànany fa sitrana sady efa manaraka fivoriana ato amintsika ny Ray amandreniny ! HALELOIA , HALELOIA , HALELOIA

Kilasy fianarana MIHIRA SOLFA andiany faharoa – Sept 2025

Aza tara indray ary fa Efa misokatra ny KILASY FIANARANA Mihira SOLFA andiany faharoa (Section vocale) eto amin’ny Musics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy sy ny Departemanta famoronan-kira : Fisoratana anarana : >> Isaky ny Sabotsy amin’ny 9h30, na Alahady aorian’ny fivoriana (Foibe Ankorondrano) >> Tanora lahy sy vavy 15 taona miakatra, >> Vonona hianatra mafy (Solfa sy Solfège) >> Entanina...

Nitarina ny Fiangonana Jesosy Mamonjy foibe Ankorondrano – Mars 2025

Nitarina ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano. Efa nentinay teto (amin’ny Lahatsoratra ao ambadika) fa fikasana tao anatin’ny programan’asa an’ny Raiamandreny Mpanorina, Fr Daoud, izao asa izao saingy tsy vita noho ny antony maro samihafa, ny fahanterana sy ny fahasasarana teo aminy. Fanitarana 2 no mbola fikasan’ny Raiamandreny hatao tamin’izany, ny iray dia ny fanitarana ny trano fiangonana lehibe manontolo...