Administrator

0

Tratry ny « Krismasy » 2024 – Fampianarana momba ny Krismasy

Misy Fiteny sy Fomba vitsivitsy ireto fanao rehefa andro Noely 25 desambra, koa dia ahitsintsika araka izay nampianarin’ny Raiamandreny Fr Daoud Mpanorina ny Fiangonana Jesosy Mamonjy : Ny KrismasyNy teny hoe Krismasy dia avy amin’ny teny anglisy hoe « Christ mess », izany hoe « lamesa ho an’i Kristy », izay midika ihany hoe « Sorona na fisoronana ho an’i Kristy », natokana, dédié, ho an’i...

Surprise : Tonga tany Rosia aho

Voninahitra ho an’i Jesosy no ahafahako mijoro vavolombelona. Ny volana oktobra dia volan’ny « surprise » ho an’ny fiangonana Jesosy Mamonjy Ambohimamory. Anisany mba nisatraka izany « surprise  » izany ny tenako .Nandritran’io volana io dia nisy fotoana nanambara ny mpanompon’Andriamanitra fa hisy mpino hahazo « suprise » ary mety hisy handeha ho any ivelany aza noraisiko sy ninoako io teny io araka ny ao...

FIJOROANA VAVOLOMBELONA NY AMIN’NY FANASITRANANA

Jesosy Mamonjy Betafo Ny dera sy ny laza ary ny Voninahitra dia ho an’Andriamanitra irery ihany, izaho RAKOTONDRAZANAKA Jean Claude dia narary, niditra hopitaly mihitsy satria tratry ny aretina mandoza fa mitohana, nanao saondy aho nandritra ny fotoana maro,nisy fotoana nanao echographie tao antsirabe dia nisy zavatra mivonto be tao anatiko, ary mitombo isam-bolana ilay fivontosona ary tsy mety hoy...

Nahita asa aho

Fijoroana vavolombelona Mpino tao Jesosy Mamonjy Ambohimamory Voninahitra ho an’ny Jesosy no hijoroako vavolombelona fa za dia anisany nandray sahady ny amin’ilay faminaniana no lazaina tamin’ity Oktobra ity hoe ny volana Oktobra surprise sy fahasoavana nandefa CV tamina orin’asa iray za nefa efa miasa amin’ny orinasa ka niantsoin-le orinasa nandefasako CV za Ka nanao entretien dia akory ny hagagako fa...

Recrutons un/e technicien/ne montage video et son

Ny Lalamasaka.mg dia mitady Mpino : Technicien multimedia,Mahay montage video et son : Adobe Premiere, Adobe Audition/StudioOne/Cakewalk, na izay hainao Mahay AfterEffect kely vao maika tsara Mahay Adobe Photoshop, Illustrator, na Canva, izay hainao Mazoto manao asan’ny Tompo, Volontaire, Fotoana maharitra na par projet, Miasa any antrano, en ligne, fa tsy en local. Mivondrona hiaraka aminay ho Ekipa mpitory Filazantsara...

Mitady developer mobile

Ny Lalamasaka.mg dia mitady Mpino rahalahy na anabavy : Developer mobile,Mahay developpement android sy/na tsy voatery Ios. Mazoto manao asan’ny Tompo, Volontaire, Fotoana maharitra na par projet, Miasa any antrano, en ligne, fa tsy en local. Mivondrona hiaraka aminay ho Ekipa mpitory Filazantsara amin’ny Aterineto… Infoline : 034 46 165 00

VAVAKA TAKARIVA

VAVAKA TAKARIVA Cd Noely 2024 Vol.1 Past Andriamanga Adolphe. Séance Fianarana hira Noely 2024, Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano. Azonao atao ny manantona ny Literatiora Jesosy Mamonjy raha hikomandy ny Cd noely 2024. Ny Fiangonana rehetra koa dia afaka miantso avy hatrany. #noely2024#depfamoronankirajm#jesosymamonjy#foibe#Ankorondrano