Administrator

1

Mpihaino sy mpamaly vavaka Andriamanitra

Par Nirinasoa Mbolatiana 👇Tantaraina anareo indray ny zavatra nataony tamiko.Nisy zavatra tsy maintsy nandaniana vola roa volana misesy izay.Nihafy be mihitsy noho izany.🤞👉T@alahady teo (afak’omaly): 2000Ar Sisa ny vola tao anaty poaketrako👌, tsy haiko koa izay mba tao an-tsain’i zandrinay Fa tokony najanona tany an-trano ilay izy dia kay natsofony tao anatin’ny poaketra nentiko nivavaka.💟Nisy rakitra 2 maraina de 2...

Rejoignez nous en tant que 3Diste

Lalamasaka Hatry Ny Ela Cherche 3dsite architecture >>> Logiciel : Sketchup, blender, 3dsmax, Archicad, izay hainao amin’ireo >>> lumion, photoshop. Miantsoa avy hatrany :034 46 165 00

Fankalazana ny Faha 60 taona Jesosy Mamonjy

Ho fanomanana ny Fankalazana, Antso ho an’ny mpitendry mozika akostika rehetra. (Jereo eo amin’ny Affiche ny instrument anao. Raha mahay instrument accoustique hafa dia azo atao hatrany ny miantso) Sabotsy 25 feb 2023 amin’ny 9ora sy 30mn. Jesosy Mamonjy Ankorondrano, akaikin’ny Sonorisation. Infoline: Musics and Voice Orchestra | 034 46 165 00

0

Arahaba nahatratra ny taona 2023

Ny Ekipa rehetra eto amin’ny Lalamasaka Hatry ny Ela dia miarahaba antsika nahatratra ny taona 2023. Maro no nahatsapa fa taona mafy dia mafy teto amin’ny firenentsika izay taona roa farany nandalovantsika izay. Nisy ny nandalo aretina mafy, nitsabo ny marariny, nilaozan’ny havana sy ny namana akaiky, very asa sy tena niady tokoa tamin’ny fiainana andavanandro, maro tamin’ny mpianatra no...

Avereno indray ny fifandraisanao amin’Andriamanitra

Ny hoe tonga Kristiana dia tsy midika fa hanana fiainana mahafinaritra foana. Mandrakariva dia mandalo fotoan-tsarotra tokoa isika ary mila tsy hahita intsony hoe aiza no fiafaran’izao lalako izao. Arakaraky ny hanotana, dia mahatsapa isika fa miha manalavitra ny tavan’Andriamanitra ka tonga tsy maha vavaka intsony, tsy mahavita makany am-piangonana intsony. Ary manosika mafy ny fahavalo, mitondra eritreri-dratsy marobe, mitondra...

0

Tratry ny Noely2021/taona 2022

Mirary soa ho antsika rehetra ho an’ity taona vaovao 2022 ity. Honeran’i Jesosy anie ny simba rehetra tamin’iny taona ratsy iny. Nahazo taona vaovao isika fa miha antomotra ny andro. Miha ratsy izao fiainana izao. Fotoana hanomanan-tena ho amin’ny fihavian’ny Tompo izao. Koa izay nanao antsirambina ny fanoloran-tena dia miverena amin’ny fifantohana tanteraka hanamasin-tena indray. Vakio ny Baiboly, mivavaha isan’andro,...