Novonjen’i Jesosy tao anatin’ny ditra
Aina Nasolo Salama daholo tompoko ! Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany no hahazahoako mijoro vavolombelona eto aminareo! Izaho dia zazalahy nianatra Sekoly Alahady tao amin’ny Jesosy Mamonjy taloha. Rehefa niha-lehibe nefa dia navilin’ny Satana ka dia nanaraka azy tany ka nanjankany, ary dia nofatorany tamina fahazaran-dratsy isan-karazany : tao ny famaliana Ray aman-dReny. Ny raiko moa niverin-dalana ary dia nanampy an’ny Satana...