Toriteny

0

Raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteninay, ary foana koa ny finoanareo

Ny amin’ny fitsanganan’ny maty Ary ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny filazantsara izay notoriko taminareo sy noraisinareo sady iorenanareo, izay amonjena anareo koa, raha tananareo tsara araka izay teny notoriko taminareo, raha tsy nino foana ianareo. Fa natolotro anareo ho isan’ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masina, dia nalevina, ary natsangana...

Mety ho sitrana ianao

Ny Baiboly no fitambaran’ny tenifikasana sy ny didy… Mampiseho ny fomba hiaraha-mandeha amin’Andriamanitra ny didy, ary manambara amintsika ny fitahiana izay atolotr’Andriamanitra kosa ny tenifikasana. Ny hahavoavonjy anao aloha no zavatra mahaliana anay voalohany indrindra, ary rehefa izany dia tonga  « zanaky ny tenifikasana ianao », zanak’Andriamanitra. Hoy ny Baiboly : Ny tenifikasan’Andriamanitra dia Eny sy Amena ho an’izay rehetra ao amin’i Kristy Jesosy. Na iza na...

Paska iray tsy hay hadinoina tany Martinika

Martinika dia nosy frantsay any amin’ny ranomasin’i Karaiba, ao amin’ireo nosy vitsivitsy ao atsimon’i Portoriko. Manana helo-dranomasina malalaka sy mahafinaritra izy io. Mangamanga maha-te hizaha aok’izany ny ranony, fatratra ihany koa ny toetrandro, ary ny zava-maniry dia mahatonga ity nosy kely ity ho toy ny paradisa. Noho ireo antony ireo dia maro amin’ny mpanakarena avy any Eoropa no tonga mandany...

0

Ny fanasitranan’Andriamanitra anao

Nosoratan’i M. A. Daoud Evanjelistra Fanasitranana avy amin’Andriamanitra Ho anareo rehetra Hoy Jesosy : “ho fantatrareo ny marina, ary ny marina hahafaka anareo tsy ho andevo. ” Andriamanitra izay nahary antsika no mahalala bebe kokoa momba ny vatan-tenantsika noho ny olombelona. Nokarakarainy ny fanasitranana ho an’izay rehetra vonon-kandray izany, araka ny fomba fanomezany izany. Ny fofon’aina nomen’Andriamanitra no iainantsika sy...

Nitarina ny Fiangonana Jesosy Mamonjy foibe Ankorondrano – Mars 2025

Nitarina ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano. Efa nentinay teto (amin’ny Lahatsoratra ao ambadika) fa fikasana tao anatin’ny programan’asa an’ny Raiamandreny Mpanorina, Fr Daoud, izao asa izao saingy tsy vita noho ny antony maro samihafa, ny fahanterana sy ny fahasasarana teo aminy. Fanitarana 2 no mbola fikasan’ny Raiamandreny hatao tamin’izany, ny iray dia ny fanitarana ny trano fiangonana lehibe manontolo...

Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano Ofisialy

Manomboka izao, ho fanampiantsika ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano, mba hahafahantsika manaraka ireo Toriteny en Direct, ny vaovao isan-karazany dia azontsika atao avy hatrany ny mahita ny PEJY FACEBOOK Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano Ofisialy eto amin’ny Siteweb https://lalamasaka.mg (amin’ny ilany havanana amin’ny Pejy raha amin’ny ordinateur, scroller-na raha amin’ny smartphone). Azontsika atao ny mi-J’aime avy hatrany, manao Suivre, ary...

Vavaka mitaraina amin’Andriamanitra, BroDaoud Jesosy Mamonjy Ankorondrano

Amin’izao andro sarotra andalovantsika izao, izay fotoana tsy maintsy ianteherantsika amin’ny vavaka dia manasa anao hihaino ity torinteny ity. Tsy mbola nahazo ianao satria tsy mbola nivavaka, na efa lasa « kamo » mivavaka, na mivavaka tsy amin’ny hafanam-po sy fitarainana. Andriamanitra anefa matoa manentana antsika ao amin’ny Teniny mba hivavaka, dia satria efa sitrany ary efa vonona ny hamaly vavaka Izy...

Bus firy no andehanana raha hivavaka aty amin’ny Jesosy Mamonjy Ankorondrano

Jesosy Mamonjy – Ankorondrano arrêt Ligne Direction Horaire 157B Anosibe 04:32 165 Androhibe 04:37 150 Imamba 04:38 150 Androhibe 04:38 194ROUGE Andranomena 04:38 162 Ankorondrano – Antsonjombe 04:44 157B Anosibe 04:47 199 Alarobia 04:49 165 Androhibe 04:52 150 Imamba 04:53 150 Androhibe 04:53 194ROUGE Andranomena 04:53 186A A : Cf : Anosy > 67ha 04:56 186A B : Cf 67ha...