Fihaonambe – Convention nationale Mpino – Mpitoriteny Laika – Mpitondra fiangonana Jesosy MamonjyManerana ny Nosy sy any ivelany. Alakamisy 26 febroary >> Alahady 1 mars 2026 Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano Samia mifampilaza. Ny Distrika sy ny Lehibem-paritra rehetra dia entanina handefa ny Circulaire sy hampilaza ireo Mpitoriteny Laika eo amin’ny faritra misy azy. Page Facebook : Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano...
Vaovao
Kilasy fianarana MIHIRA SOLFA andiany faharoa – Sept 2025
Aza tara indray ary fa Efa misokatra ny KILASY FIANARANA Mihira SOLFA andiany faharoa (Section vocale) eto amin’ny Musics and Voice Orchestra Jesosy Mamonjy sy ny Departemanta famoronan-kira : Fisoratana anarana : >> Isaky ny Sabotsy amin’ny 9h30, na Alahady aorian’ny fivoriana (Foibe Ankorondrano) >> Tanora lahy sy vavy 15 taona miakatra, >> Vonona hianatra mafy (Solfa sy Solfège) >> Entanina...
Nitarina ny Fiangonana Jesosy Mamonjy foibe Ankorondrano – Mars 2025
Nitarina ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano. Efa nentinay teto (amin’ny Lahatsoratra ao ambadika) fa fikasana tao anatin’ny programan’asa an’ny Raiamandreny Mpanorina, Fr Daoud, izao asa izao saingy tsy vita noho ny antony maro samihafa, ny fahanterana sy ny fahasasarana teo aminy. Fanitarana 2 no mbola fikasan’ny Raiamandreny hatao tamin’izany, ny iray dia ny fanitarana ny trano fiangonana lehibe manontolo...
Semineran’ny Tanora Jesosy Mamonjy – Antsirabe 13-17 Aout 2025
Semineran’ny Tanora Jesosy Mamonjy nokarakarain’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano – Antsirabe 13-17 Aout 2025 Isaorana manokana ireo mpikarakara rehetra nahatontosa ity Semineran’ny tanora ity, ary isika izay nanohana tamin’ny fomba rehetra, ara-bola, fitaovana, ara-kevitra na mivantana na tsia, noho ny enta-mavesatra sy fitiavana ny Tanorantsika. Mankasitraka antsika rehetra nizara ny sary. Mba tagueo eo amin’ny commentaire ary ny anaranao...
Evangélisation nationale Tanora Jesosy Mamonjy – Antsirabe – 13-17 Aout 2025
Famintinana an-tsary ny Fitoriana Filazantsara nataon’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Foibe Ankorondrano tany Antsirabe, niarahana tamin’ny Tanoran’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy manerana an’i Madagasikara, sy ireo Mpanabe Tanora eto amin’ny Foibe. Avenue de l’Indépendance Antsirabe – 13-17 Aout 2025 Isaorana manokana ireo mpikarakara rehetra nahatontosa ity Semineran’ny tanora ity, ary isika izay nanohana tamin’ny fomba rehetra, ara-bola, fitaovana, ara-kevitra na mivantana na...
Namoy Raiamandreny ny Fiangonana Jesosy Mamonjy
Amin’ny Finoana sy Fanantenana ny Fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesana antsika ny fahalasanan’ny Mpanompon’Andriamanitra RAFALIMINO RaymondMpanompon’AndriamanitraPCA Fiangonana Jesosy Mamonjy teo aloha Ny Ekipan’ny Lalamasaka Hatry ny Ela dia mirary fiononana ho an’ny ankohonany sy ny fianakaviany, ary ny Fianakaviam-ben’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy, Ny Vondrona Mpitoriteny Evanjelistra Jesosy Mamonjy MEJM. Efa nitondra fiangonana maro izy, nandika teny ny Mpanorina, nampianatra...
































