Am-perin’asa tanteraka ny Mpikarakara rehetra miaraka amin’ny mpino eto an-toerana, ho amin’ny fandraisana ny fankalazana ny faha-60 taonan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy
Izaho tia an'i Jehovah, satria efa nandre Ny feon'ny fifonako Izy. Satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy, Dia hiantso aho, raha mbola velona koa.